Joba 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Ho foana anie ilay andro nahaterahako,+Sy ilay alina nilazana hoe: ‘Misy zazalahy vao miforona ao am-bohoka!’ Jeremia 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Idiran-doza aho, ry Neny, fa niteraka ahy ianao.+Mila vaniny amiko sy mila ady amiko daholo ny olona rehetra eto amin’ity tany ity. Tsy mba nampisambo-bola aho na nindram-bola,Nefa manozona ahy izy rehetra.
3 “Ho foana anie ilay andro nahaterahako,+Sy ilay alina nilazana hoe: ‘Misy zazalahy vao miforona ao am-bohoka!’
10 Idiran-doza aho, ry Neny, fa niteraka ahy ianao.+Mila vaniny amiko sy mila ady amiko daholo ny olona rehetra eto amin’ity tany ity. Tsy mba nampisambo-bola aho na nindram-bola,Nefa manozona ahy izy rehetra.