FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny mpanao sokitra hazo kosa manenjana ny tady fandrefesana. Soritany amin’ny lakire mena ny endrik’ilay sarivongana.

      Dia mampiasa fandraka izy, ary mampiasa kômpà mba hanaovana soritra eo amin’ilay hazo.

      Amboariny hitovy bika amin’ny olona ilay izy,+

      Ka ataony tsara tarehy mitovy amin’ny olombelona,

      Mba hapetraka ao an-trano.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara