-
Jeremia 3:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Rehefa hitako izany, dia noroahiko ny Israely mpivadika sady nomeko taratasy fisaraham-panambadiana+ satria nanitsakitsa-bady.+ Mbola tsy natahotra ihany anefa ny Joda, ilay rahavaviny mpivadika, fa lasa nivaro-tena+ koa. 9 Tsy nampaninona azy ny nivaro-tena. Nandoto an’ilay tany izy, ary nanitsakitsa-bady satria nanompo vato aman-kazo.+
-