Isaia 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.Resahiny daholo ny fahotany, hoatran’ny nataon’ny mponin’i Sodoma,+Fa tsy afeniny. Hahita loza izy ireo, fa izy ihany no mampiditra loza ho an’ny tenany!
9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.Resahiny daholo ny fahotany, hoatran’ny nataon’ny mponin’i Sodoma,+Fa tsy afeniny. Hahita loza izy ireo, fa izy ihany no mampiditra loza ho an’ny tenany!