2 Mpanjaka 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nodimandry any amin’ny razambeny+ i Joiakima, ary i Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy. 1 Tantara 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Joiakima niteraka an’i Jekonia,+ ary Jekonia niteraka an’i Zedekia.