FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Iza aminareo àry no anisan’ny vahoakany? Enga anie hanampy azy ny Andriamaniny! Dia aleo izy hiakatra ho any Jerosalema, any Joda, ka hanorina indray ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely—Izy no tena Andriamanitra—izany hoe ilay tranony tany Jerosalema.*

  • Jeremia 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa avy manongotra azy ireo aho, dia hamindra fo aminy ka hamerina ny tsirairay ho ao amin’ny lovany sy ny taniny.”

  • Jeremia 25:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka hanjary hampihorohoro. Ary hanompo an’ilay mpanjakan’i Babylona mandritra ny 70 taona+ ireo firenena ireo.”’

  • Jeremia 29:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Fa izao no lazain’i Jehovah: ‘Hokarakaraiko ianareo rehefa tapitra ny 70 taona ijanonanareo any Babylona,+ dia hotanterahiko ny fampanantenako, ka haveriko eto amin’ity toerana ity ianareo.’+

  • Ezekiela 36:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Halaiko avy any amin’ny firenena ianareo, ary hangoniko avy any amin’ny tany rehetra, ka hoentiko any amin’ny taninareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara