Jeremia 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa hitan’ny masoko daholo izay ataon’izy ireo.* Tsy misy miafina eo anatrehako izy ireo,Ary miharihary eo imasoko ny fahadisoany. Jeremia 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Misy olona afaka miafina ao amin’ny takona ve ka tsy ho hitako?”,+ hoy i Jehovah. “Tsy manerana ny lanitra sy ny tany ve aho?”,+ hoy i Jehovah.
17 Fa hitan’ny masoko daholo izay ataon’izy ireo.* Tsy misy miafina eo anatrehako izy ireo,Ary miharihary eo imasoko ny fahadisoany.
24 “Misy olona afaka miafina ao amin’ny takona ve ka tsy ho hitako?”,+ hoy i Jehovah. “Tsy manerana ny lanitra sy ny tany ve aho?”,+ hoy i Jehovah.