Isaia 54:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hampianarin’i Jehovah ny zanakao* rehetra,+Ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.*+ Jaona 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha te hahazo fiainana mandrakizay+ izy ireo, dia mila mianatra mba hahafantatra anao,* ilay hany* tena Andriamanitra,+ sy Jesosy Kristy, ilay nirahinao.+
3 Raha te hahazo fiainana mandrakizay+ izy ireo, dia mila mianatra mba hahafantatra anao,* ilay hany* tena Andriamanitra,+ sy Jesosy Kristy, ilay nirahinao.+