FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joela 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hierona hoatran’ny liona avy ao Ziona i Jehovah,

      Ary hiantsoantso avy ao Jerosalema izy.

      Hihozongozona ny lanitra sy ny tany,

      Nefa ho fialofan’ny vahoakany i Jehovah,+

      Sady ho fiarovana mafy ho an’ny vahoakan’Israely.

  • Nahoma 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany i Jehovah,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony.

      Mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah, sady efa hampiseho ny fahatezerany.+

      Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,

      Ary mitahiry fahatezerena amin’izy ireny.

  • Zakaria 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa avy nomena voninahitra* i Jehovah Tompon’ny tafika, dia naniraka ahy ho any amin’ireo firenena nandroba anareo.+ Dia hoy izy: ‘Izay mikasika anareo dia mikasika ny anakandriamasoko.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara