5 Mandehana kosa any amin’izay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra mba hametrahana ny anarany sy honenany, dia any ianareo no hanompo azy.+
7 Dia any ianareo sy ny ankohonanareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ sy hifaly amin’izay rehetra hataonareo,+ satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.