3 Nisaina tsirairay àry ny Levita 30 taona no ho miakatra,+ ka 38 000 ny isan’izy ireo. 4 Mpanara-maso ny asa ao an-tranon’i Jehovah ny 24 000 tamin’ireo, mpifehy sy mpitsara ny 6 000,+
8 Tao Jerosalema koa i Josafata no nanendry ny sasany tamin’ny Levita sy ny mpisorona ary ny lohan’ny fianakaviambe teo amin’ny Israely, mba hitsara amin’ny anaran’i Jehovah sy handamina ny adin’ny mponina tao.+