Salamo 106:37, 38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nataony sorona ho an’ny demoniaNy zanany lahy sy ny zanany vavy.+ 38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra.
37 Nataony sorona ho an’ny demoniaNy zanany lahy sy ny zanany vavy.+ 38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra.