FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nataony izay hahatonga anao hanetry tena, ka navelany ho noana ianao,+ ary nomeny mana ho sakafonao,+ dia mana tsy fantatrao sady tsy fantatry ny razambenao. Tiany hampahafantarina anao mantsy fa tsy ny mofo ihany no mahavelona ny olona, fa ny teny rehetra lazain’i* Jehovah koa.+

  • Deoteronomia 30:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha mihaino ny didin’i Jehovah Andriamanitrao izay andidiako anao androany ianao, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrao+ sy mandeha amin’ny lalana atorony ary mankatò ny didiny sy ny lalàny ary ny didim-pitsarany, dia ho velona ianao+ sady ho lasa maro be, ary hitahy anao i Jehovah Andriamanitrao any amin’ilay tany halainao ho fanananao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara