11 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana ity vahoaka ity no tsy hanaja ahy+ sy tsy hino ahy, na dia teo aza ny famantarana rehetra nataoko teo aminy?+ 12 Avelao hasiako amin’ny areti-mandringana ry zareo dia haripako, dia aleo ianao hataoko firenena lehibe sy matanjaka noho ireo.”+