FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 27:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary hisy anjombona lehibe hotsofina,+ amin’izany andro izany. Dia ho tonga izay efa ho faty any Asyria+ sy izay miparitaka any Ejipta,+ ka hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny tendrombohitra masina any Jerosalema.+

  • Ezekiela 34:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Izay very hotadiaviko,+ izay diso lalana haveriko, ny maratra hasiako fehy lamba, ary ny malemy hohatanjahiko. Fa ny matavy sy ny matanjaka kosa haringako. Hotsaraiko izy dia hovaliako araka izay sahaza azy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara