FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 34:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Eto aho, ary izaho mihitsy no hitsara ny ondry matavy sy ny ondry mahia. 21 Natositosikareo tamin’ny tehezanareo sy ny sorokareo mantsy ny ondry marary rehetra, sady nanoto azy tamin’ny tandrokareo ianareo, ka naparitakareo teny ivelany izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara