Levitikosy 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Aza manatona vehivavy mba hanao firaisana aminy, raha mbola maloto izy noho izy tonga fotoana.+ Levitikosy 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Raha misy lehilahy manao firaisana amin’ny vehivavy tonga fotoana, dia samy mampihanjahanja ny fivoahan’ny ran’ilay vehivavy izy roa.+ Koa tsy maintsy haringana tsy ho anisan’ny fireneny izy ireo.
18 “‘Raha misy lehilahy manao firaisana amin’ny vehivavy tonga fotoana, dia samy mampihanjahanja ny fivoahan’ny ran’ilay vehivavy izy roa.+ Koa tsy maintsy haringana tsy ho anisan’ny fireneny izy ireo.