FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 3:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hoy i Jehovah tamiko tamin’ny andron’i Josia+ Mpanjaka: “‘Hitanao ve ny nataon’ny Israely mpivadika? Miakatra eny amin’ny tendrombohitra avo rehetra sy eny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra izy mba hivaro-tena.+ 7 Na dia efa nanao an’izany rehetra izany aza izy, dia nilaza taminy foana aho mba hiverina amiko.+ Tsy niverina anefa izy. Ary nojeren’ny Joda izay nataon’ilay rahavaviny mpivadika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara