2 Mpanjaka 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tonga tao amin’ilay tany i Pola+ mpanjakan’i Asyria. Dia nomen’i Menahema volafotsy 1 000 talenta* i Pola, mba hanampiany azy hanamafy orina ny fanjakany.+ 2 Mpanjaka 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niakatra hanafika azy i Salmanesera mpanjakan’i Asyria.+ Lasa mpanompon’i Salmanesera àry i Hosea, ka nandoa hetra taminy.+ Hosea 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa hitan’i Efraima ny aretiny, ary hitan’i Joda ny feriny,Dia nankany Asyria i Efraima,+ sady naniraka olona ho any amin’ny mpanjaka lehibe. Tsy nahavita nitsabo anareo anefa izy,Sady tsy nahavita nanasitrana ny ferinareo. Hosea 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoatran’ny voromailala mora ambakaina sady tsy ampy saina*+ i Efraima. Tany Ejipta mantsy izy no nangataka fanampiana,+ dia avy eo tany Asyria.+
19 Tonga tao amin’ilay tany i Pola+ mpanjakan’i Asyria. Dia nomen’i Menahema volafotsy 1 000 talenta* i Pola, mba hanampiany azy hanamafy orina ny fanjakany.+
3 Niakatra hanafika azy i Salmanesera mpanjakan’i Asyria.+ Lasa mpanompon’i Salmanesera àry i Hosea, ka nandoa hetra taminy.+
13 Rehefa hitan’i Efraima ny aretiny, ary hitan’i Joda ny feriny,Dia nankany Asyria i Efraima,+ sady naniraka olona ho any amin’ny mpanjaka lehibe. Tsy nahavita nitsabo anareo anefa izy,Sady tsy nahavita nanasitrana ny ferinareo.
11 Hoatran’ny voromailala mora ambakaina sady tsy ampy saina*+ i Efraima. Tany Ejipta mantsy izy no nangataka fanampiana,+ dia avy eo tany Asyria.+