Josoa 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Koa matahora an’i Jehovah, ary manompoa azy ka aza mivadika aminy mihitsy.*+ Ario ny andriamanitra notompoin’ny razambenareo tany ampitan’ny Renirano* sy tany Ejipta,+ ka manompoa an’i Jehovah.
14 “Koa matahora an’i Jehovah, ary manompoa azy ka aza mivadika aminy mihitsy.*+ Ario ny andriamanitra notompoin’ny razambenareo tany ampitan’ny Renirano* sy tany Ejipta,+ ka manompoa an’i Jehovah.