Levitikosy 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no holazainao amin’ny Israelita: ‘Tsy maintsy vonoina ho faty na iza na iza manolotra ny taranany ho an’i Moleka, na Israelita izy na hafa firenena monina any Israely.+ Hitora-bato azy ho faty ny vahoaka.
2 “Izao no holazainao amin’ny Israelita: ‘Tsy maintsy vonoina ho faty na iza na iza manolotra ny taranany ho an’i Moleka, na Israelita izy na hafa firenena monina any Israely.+ Hitora-bato azy ho faty ny vahoaka.