Ezekiela 29:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hataoko ngazana indrindra amin’ny tany rehetra ny tanin’i Ejipta, ary ny tanànany no ho tanàna aolo indrindra mandritra ny 40 taona.+ Dia haparitako any amin’ny firenena samy hafa ny Ejipsianina, sady haeliko any amin’ny tany samihafa.”+ Ezekiela 30:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia haparitako any amin’ireo firenena ny Ejipsianina, ary haeliko any amin’ny tany samihafa.+ Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”
12 Hataoko ngazana indrindra amin’ny tany rehetra ny tanin’i Ejipta, ary ny tanànany no ho tanàna aolo indrindra mandritra ny 40 taona.+ Dia haparitako any amin’ny firenena samy hafa ny Ejipsianina, sady haeliko any amin’ny tany samihafa.”+
26 Dia haparitako any amin’ireo firenena ny Ejipsianina, ary haeliko any amin’ny tany samihafa.+ Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”