Ezekiela 29:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hamely anao amin’ny sabatra aho,+ ka haripako daholo ny olona sy ny biby ao aminao. Ezekiela 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy hodiavin’olona na biby fiompy intsony any,+ ary tsy hisy hipetraka any intsony mandritra ny 40 taona.
8 “‘Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hamely anao amin’ny sabatra aho,+ ka haripako daholo ny olona sy ny biby ao aminao.
11 Tsy hodiavin’olona na biby fiompy intsony any,+ ary tsy hisy hipetraka any intsony mandritra ny 40 taona.