Salamo 130:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely,Satria tsy miovaova mihitsy ny fitiavan’i Jehovah,+Ary manana hery lehibe hanavotana izy. 8 Hanavotra ny Israely ho afaka amin’ny fahadisoany rehetra izy.
7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely,Satria tsy miovaova mihitsy ny fitiavan’i Jehovah,+Ary manana hery lehibe hanavotana izy. 8 Hanavotra ny Israely ho afaka amin’ny fahadisoany rehetra izy.