FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 14:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa hoy ianao anakampo: ‘Hiakatra any an-danitra aho.+

      Hasandratro any ambonin’ny kintana ny seza fiandrianako,+

      Ary hipetraka eny amin’ny tendrombohitra fivoriana aho,

      Dia any amin’ny farany avaratra.+

      14 Hiakatra eny ambonin’ny tampon’ny rahona aho,

      Ka hataoko izay hampitovy ahy amin’ny Avo Indrindra.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara