Daniela 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nampanantsoin’ny mpanjaka ny mpisorona mpanao sikidy, ny mpila hevitra amin’ny maty, ny mpilalao ody, ary ny Kaldeanina,* mba hilaza aminy an’ilay nofiny. Dia tonga izy ireo, ka nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka.+ Daniela 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Dia nankao amiko ny mpisorona mpanao sikidy, ny mpila hevitra amin’ny maty, ny Kaldeanina,* ary ny mpanandro.+ Tsy nahavita nilaza tamiko ny dikan’ilay nofy anefa izy ireo, rehefa nolazaiko taminy ilay nofy.+ Daniela 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia tonga daholo ny olon-kendrin’ny mpanjaka, nefa tsy nisy nahavita namaky an’ilay soratra na nahay nilaza ny dikany tamin’ny mpanjaka.+
2 Koa nampanantsoin’ny mpanjaka ny mpisorona mpanao sikidy, ny mpila hevitra amin’ny maty, ny mpilalao ody, ary ny Kaldeanina,* mba hilaza aminy an’ilay nofiny. Dia tonga izy ireo, ka nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka.+
7 “Dia nankao amiko ny mpisorona mpanao sikidy, ny mpila hevitra amin’ny maty, ny Kaldeanina,* ary ny mpanandro.+ Tsy nahavita nilaza tamiko ny dikan’ilay nofy anefa izy ireo, rehefa nolazaiko taminy ilay nofy.+
8 Dia tonga daholo ny olon-kendrin’ny mpanjaka, nefa tsy nisy nahavita namaky an’ilay soratra na nahay nilaza ny dikany tamin’ny mpanjaka.+