-
Ezra 1:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
1 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa, dia nampirisihin’i Jehovah hanao fanambarana nanerana ny fanjakany i Kyrosy mpanjakan’i Persa, mba ho tanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia.+ Nataony an-tsoratra koa ilay fanambarana,+ hoe:
2 “Izao no tenin’i Kyrosy mpanjakan’i Persa: ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah Andriamanitry ny lanitra,+ ary naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema,+ any Joda.
-
-
Jeremia 50:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Hilahatra hiady aminy izy ireny,
Ka avy any no hahazoany azy.
Ny zana-tsipìkan’izy ireny, dia toy ny an’ny miaramila
Izay mahatonga ny ray aman-dreny hamoy ny zanany.+
Tsy miverim-potsiny izy ireny.
-