Lioka 1:76, 77 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 76 Fa ianao kosa, ry zanako, dia hantsoina hoe mpaminanin’ny Avo Indrindra, satria handeha eo alohan’i Jehovah* ianao mba hanomana ny lalany,+ 77 sy mba hampahafantatra ny vahoakany fa ho voavonjy izy ireo noho ny famelan-keloka+ Hebreo 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Raha izany mantsy, dia ho voatery nijaly matetika izy nanomboka tamin’ny nanorenana an’izao tontolo izao. Efa niseho indray mandeha fotsiny anefa izy mandritra ny fotoana ifaranan’izao tontolo izao,* mba hanala tanteraka ny ota amin’ny alalan’ilay sorona nataony.+
76 Fa ianao kosa, ry zanako, dia hantsoina hoe mpaminanin’ny Avo Indrindra, satria handeha eo alohan’i Jehovah* ianao mba hanomana ny lalany,+ 77 sy mba hampahafantatra ny vahoakany fa ho voavonjy izy ireo noho ny famelan-keloka+
26 Raha izany mantsy, dia ho voatery nijaly matetika izy nanomboka tamin’ny nanorenana an’izao tontolo izao. Efa niseho indray mandeha fotsiny anefa izy mandritra ny fotoana ifaranan’izao tontolo izao,* mba hanala tanteraka ny ota amin’ny alalan’ilay sorona nataony.+