FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Tao Gilgala+ izy ireo no nanao ny zava-dratsy rehetra, ka lasa halako izy ireo tao.

      Horoahiko hiala ao an-tranoko izy ireo satria nanao ratsy.+

      Tsy ho tiako intsony izy ireo,+

      Fa mafy loha ny andrianany rehetra.

  • Amosa 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 ‘Mankanesa ao Betela mba handika lalàna,*+

      Ary manaova mihoatra noho izany ao Gilgala.+

      Mitondrà sorona amin’ny maraina,+

      Ary mitondrà ampahafolon-karena,+ amin’ny andro fahatelo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara