Eksodosy 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izaho no Jehovah Andriamanitrao izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, tany amin’ny toerana nanandevozana anao.+ Hosea 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izaho anefa no Jehovah Andriamanitrao, nanomboka tamin’ianao tany Ejipta.+ Hataoko mipetraka ao anaty tranolay indray ianao,Hoatran’ny amin’ny andro voatondro.*
2 “Izaho no Jehovah Andriamanitrao izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, tany amin’ny toerana nanandevozana anao.+
9 Izaho anefa no Jehovah Andriamanitrao, nanomboka tamin’ianao tany Ejipta.+ Hataoko mipetraka ao anaty tranolay indray ianao,Hoatran’ny amin’ny andro voatondro.*