FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 43:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izaho no Jehovah,+ ary tsy misy mpamonjy afa-tsy izaho.”+

  • Isaia 45:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Manaova tatitra ka resaho ny adinareo,

      Dia avelao izy ireo hiara-mikaon-doha.

      Iza no efa nilaza an’izany taloha ela be,

      Sy niteny an’izany efa hatry ny ela be?

      Tsy izaho Jehovah ve?

      Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.

      Tsy misy Andriamanitra manao ny rariny sy Mpamonjy+ ankoatra ahy.+

      22 Mitadiava ahy, dia ho voavonjy+ ianareo rehetra any amin’ny faran’ny tany,

      Fa izaho no Andriamanitra, ary tsy misy hafa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara