FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa nitahy anareo i Jehovah Andriamanitrareo tamin’izay rehetra nataonareo. Fantany tsara fa nandeha namakivaky an’ity tany efitra lehibe ity ianareo. Nanampy anareo foana i Jehovah Andriamanitrareo nandritra an’izay 40 taona izay, ka tsy ory na inona na inona ianareo.”’+

  • Deoteronomia 32:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa ny anjaran’i Jehovah dia ny vahoakany,+

      Ary i Jakoba no lovany.+

      10 Nahita azy tany an-tany efitra Izy,+

      Tany amin’ny tany karakaina misy feon’ny bibidia minaonaona.+

      Nanodidina azy sy niaro azy Izy, sady nikarakara azy,+

      Ary niaro azy hoatran’ny anakandriamasony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara