Ezekiela 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Halainy daholo ny harenanao, horobainy ny entam-barotrao,+ harodany ny mandanao, ary horavany ny trano tsara tarehy ao aminao. Dia hatsipiny any anaty rano ny vato sy ny zavatra vita amin’ny hazo ary ny vovoka ao aminao.’
12 Halainy daholo ny harenanao, horobainy ny entam-barotrao,+ harodany ny mandanao, ary horavany ny trano tsara tarehy ao aminao. Dia hatsipiny any anaty rano ny vato sy ny zavatra vita amin’ny hazo ary ny vovoka ao aminao.’