1 Mpanjaka 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy i Jehovah taminy: “Mandehana miverina, dia mankanesa any an-tany efitr’i Damaskosy. Rehefa tonga any ianao, dia hosory ho mpanjakan’i Syria i Hazaela.+
15 Hoy i Jehovah taminy: “Mandehana miverina, dia mankanesa any an-tany efitr’i Damaskosy. Rehefa tonga any ianao, dia hosory ho mpanjakan’i Syria i Hazaela.+