Deoteronomia 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ho lasa sakafon’ny voro-manidina rehetra eny amin’ny lanitra sy ny bibidia ny fatinao, nefa tsy hisy hampatahotra an’ireny biby ireny ka hampandositra azy.+
26 Ho lasa sakafon’ny voro-manidina rehetra eny amin’ny lanitra sy ny bibidia ny fatinao, nefa tsy hisy hampatahotra an’ireny biby ireny ka hampandositra azy.+