Isaia 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+ Samy tia mandray kolikoly izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+ Tsy omeny rariny ny kamboty ray,Ary tsy raharahiany mihitsy ny fitorian’ny mpitondratena.+ Isaia 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hahita loza izay milaza ny tsara hoe ratsy sy milaza ny ratsy hoe tsara,+Dia izay manolo ny maizina amin’ny mazava sy manolo ny mazava amin’ny maizina,Ary manolo ny mangidy amin’ny mamy sy manolo ny mamy amin’ny mangidy! Isaia 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia izay manafaka ny ratsy fanahy mba hahazoana kolikoly,+Sady tsy manome rariny ho an’ny olo-marina.+ Ezekiela 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mandray kolikoly ny olona ao aminao mba handatsahan-dra.+ Maka zanabola+ sy maka tombony* ianao rehefa mampindram-bola.+ Alainao an-keriny koa ny volan’ny namanao. Hadinonao tanteraka aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+ Samy tia mandray kolikoly izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+ Tsy omeny rariny ny kamboty ray,Ary tsy raharahiany mihitsy ny fitorian’ny mpitondratena.+
20 Hahita loza izay milaza ny tsara hoe ratsy sy milaza ny ratsy hoe tsara,+Dia izay manolo ny maizina amin’ny mazava sy manolo ny mazava amin’ny maizina,Ary manolo ny mangidy amin’ny mamy sy manolo ny mamy amin’ny mangidy!
23 Dia izay manafaka ny ratsy fanahy mba hahazoana kolikoly,+Sady tsy manome rariny ho an’ny olo-marina.+
12 Mandray kolikoly ny olona ao aminao mba handatsahan-dra.+ Maka zanabola+ sy maka tombony* ianao rehefa mampindram-bola.+ Alainao an-keriny koa ny volan’ny namanao. Hadinonao tanteraka aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.