25 Dia hofafazako rano madio ianareo ka hadio.+ Hodioviko ianareo, ka ho afaka aminareo daholo ny fahalotoanareo+ sy ny sampy maharikoriko rehetra notompoinareo.+
29 “‘Hovonjeko ho afaka amin’ny fahalotoanareo rehetra ianareo. Ary hantsoiko ny varimbazaha ka hataoko vokatra be. Dia tsy havelako hisy mosary eo aminareo.+