-
Asan’ny Apostoly 10:37, 38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Fantatrareo fa taorian’ny batisa notorin’i Jaona, dia ambentin-dresaky ny olona eran’i Jodia manontolo, nanomboka tany Galilia,+ 38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta. Nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy nomeny hery izy ka nandeha eran’ilay faritra. Ary nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly izy,+ satria nanampy azy Andriamanitra.+
-