FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tao amin’ny haizina mantsy ianareo teo aloha, fa efa ao amin’ny mazava+ kosa izao, noho ianareo tafaray amin’ny Tompo.+ Asehoy eo amin’ny fiainanareo foana fa zanaky ny mazava ianareo.

  • Filipianina 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Amin’izay ianareo dia tsy hisy hokianina sady tsy hanan-tsiny, ary ho zanak’Andriamanitra+ tsy misy tsiny eo anivon’ny taranaka maditra sy ratsy fanahy.+ Mamirapiratra eo anivon’izany taranaka izany ianareo, hoatran’ny hazavana eo amin’izao tontolo izao,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara