Jakoba 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ry mpanitsakitsa-bady,* angaha tsy fantatrareo fa lasa fahavalon’Andriamanitra izay minamana amin’izao tontolo izao? Izay te ho naman’izao tontolo izao àry, dia mitsangana ho fahavalon’Andriamanitra.+
4 Ry mpanitsakitsa-bady,* angaha tsy fantatrareo fa lasa fahavalon’Andriamanitra izay minamana amin’izao tontolo izao? Izay te ho naman’izao tontolo izao àry, dia mitsangana ho fahavalon’Andriamanitra.+