22 Ary ilay nafafy teny amin’ny tsilo dia izay mandre ny teny, saingy tototry ny fanahiana eto amin’izao tontolo izao*+ sy ny famitahan’ny harena ny teny ka tsy mamoa.+
13 Tsy misy mpanompo mahavita manompo tompo roa, fa ny iray ho halany ary ny iray ho tiany, na ny iray hifikirany ary ny iray hataony tsinontsinona.* Tsy mahavita manompo an’Andriamanitra sy ny Harena ianareo.”+