Eksodosy 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Handatsaka mofo ho anareo avy any an-danitra aho.+ Tokony hivoaka hanangona an’izay laniny isan’andro+ ny tsirairay, mba hitsapako azy raha hankatò ny lalàko izy na tsia.+ Eksodosy 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy i Mosesy tamin’izy ireo: “Tsy tokony hisy hamela ambiny ho tratran’ny maraina.”+
4 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Handatsaka mofo ho anareo avy any an-danitra aho.+ Tokony hivoaka hanangona an’izay laniny isan’andro+ ny tsirairay, mba hitsapako azy raha hankatò ny lalàko izy na tsia.+