Matio 18:33, 34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy mba tokony hamindra fo amin’ny mpanompo namanao koa ve ianao, hoatran’ny nataoko taminao?’+ 34 Dia tezitra be ilay tompony ka nanolotra azy tamin’ny mpiambina ny fonja, mandra-pandoany ny trosany rehetra. Jakoba 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hotsaraina tsy misy indrafo mantsy ny olona tsy mpamindra fo. Fa izay mamindra fo no ho tafavoaka rehefa tsaraina.*+
33 Tsy mba tokony hamindra fo amin’ny mpanompo namanao koa ve ianao, hoatran’ny nataoko taminao?’+ 34 Dia tezitra be ilay tompony ka nanolotra azy tamin’ny mpiambina ny fonja, mandra-pandoany ny trosany rehetra.
13 Hotsaraina tsy misy indrafo mantsy ny olona tsy mpamindra fo. Fa izay mamindra fo no ho tafavoaka rehefa tsaraina.*+