Marka 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izany no antony itenenako aminareo hoe: Izay rehetra angatahinareo amim-bavaka, dia minoa hoe efa azonareo izany, dia ho azonareo izany.+ Jakoba 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena, dia aoka izy hangataka an’izany foana amin’Andriamanitra,+ satria malala-tanana amin’ny olona rehetra Andriamanitra sady tsy manome tsiny.*+ Dia homena azy izany.+ 1 Jaona 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izao ny toky ananantsika* momba an’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika aminy ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+
24 Izany no antony itenenako aminareo hoe: Izay rehetra angatahinareo amim-bavaka, dia minoa hoe efa azonareo izany, dia ho azonareo izany.+
5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena, dia aoka izy hangataka an’izany foana amin’Andriamanitra,+ satria malala-tanana amin’ny olona rehetra Andriamanitra sady tsy manome tsiny.*+ Dia homena azy izany.+
14 Izao ny toky ananantsika* momba an’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika aminy ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+