Jaona 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary izay rehetra angatahinareo amin’ny anarako, dia hataoko mba hanomezam-boninahitra ny Ray amin’ny alalan’ny Zanaka.+ 1 Jaona 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary na inona na inona angatahintsika, dia azontsika avy aminy izany,+ satria mankatò ny didiny isika sady manao izay mahafinaritra azy.
13 Ary izay rehetra angatahinareo amin’ny anarako, dia hataoko mba hanomezam-boninahitra ny Ray amin’ny alalan’ny Zanaka.+
22 Ary na inona na inona angatahintsika, dia azontsika avy aminy izany,+ satria mankatò ny didiny isika sady manao izay mahafinaritra azy.