Marka 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia gaga ny olona tamin’ny fomba fampianany. Nampianatra azy ireo toy ny olona manana fahefana mantsy izy, fa tsy toy ny mpanora-dalàna.+ Lioka 4:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 ka gaga ny olona tamin’ny fomba fampianany,+ satria niteny toy ny olona manana fahefana izy.
22 Dia gaga ny olona tamin’ny fomba fampianany. Nampianatra azy ireo toy ny olona manana fahefana mantsy izy, fa tsy toy ny mpanora-dalàna.+