FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 21:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ny manao ny rariny sy ny hitsiny,

      No tian’i Jehovah kokoa noho ny manao sorona.+

  • Hosea 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Izay be fitiavana sy tsy mivadika* mantsy no ankasitrahako, fa tsy izay manao sorona,

      Ary ny olona mahalala an’Andriamanitra, fa tsy izay manao fanatitra dorana manontolo.+

  • Matio 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Raha mba azonareo mantsy ny hevitr’ilay hoe: ‘Aleoko olona mamindra fo,+ toy izay olona manao sorona’,+ dia tsy ho nomelohinareo izay tsy meloka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara