FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hoy ny Fariseo rehefa naheno an’izany: “I Belzeboba* lehiben’ny demonia ihany no ahavitany mamoaka demonia.”+

  • Marka 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nilaza koa ny mpanora-dalàna nidina avy any Jerosalema hoe: “I Belzeboba* no ao amin’io, ary ny lehiben’ny demonia no ahavitany mamoaka demonia.”+

  • Lioka 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hoy anefa ny olona sasany: “I Belzeboba* lehiben’ny demonia no ahavitany mamoaka demonia.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara