FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nasainy nankeo aminy izy 12 Lahy, dia tamin’izay izy no nanomboka naniraka azy tsiroaroa.+ Ary nomeny fahefana hamoaka fanahy maloto izy ireo.+

  • Lioka 9:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nantsoin’i Jesosy izy 12 Lahy, ka nomeny hery sy fahefana hamoaka ny demonia+ rehetra sy hanasitrana aretina.+ 2 Ary nirahiny hitory ny Fanjakan’Andriamanitra sy hanasitrana izy ireo,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara