Matio 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nanomboka tamin’izay i Jesosy no nitory hoe: “Mibebaha fa efa akaiky ny Fanjakan’ny lanitra.”+ Lioka 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sitrano ny marary ao, ary lazao aminy hoe: ‘Efa manakaiky anareo ny Fanjakan’Andriamanitra.’+